Entrée | 1 velively |
Partie du discours | 2 adverbe [Liste complète] |
Explications en malgache |
3 [1.1] Teny tsy fampiasa raha tsy miaraka amin' ny "tsy", ka entina manamafy ny fandavana: Tsy fantatro velively izany olona izany |
Explications en français |
4 [1.3#824] point du tout: Mbola tsy hita velively (Il est encore bien loin) |
Exemples |
5 Tsy fantatra velively izay nitondrany azy, fa izahay moa dia izao hitanareo tsy mahahetsika izao. [2.324] 6 Tsy renao velively akory ny fanatsofohany azy ao: [2.470] |
Mots composés |
|
Anagrammes | 9 |
Mis à jour le 2025/01/21 |