Entrée | vazina | ||||||||||||
Partie du discours | adjectif | ||||||||||||
Explications en malgache | Feno vovoka, maloto, komavoka, be fotaka:
Vazina aoka izany Ikoto niarina avy tao anaty fotaka Vasoka, vasobasoka, matromatroka toa maloto Tsy misy hajany, revo amin' ny zavatra iray ka tsy mahatandro ny voninahiny [1.1] | ||||||||||||
Explications en français | Poudreux, boueux, sale Figuré: déshonoré, qui s’adonne entièrement à quelque chose sans s’occuper de son honneur [1.3] | ||||||||||||
Dérivés |
| ||||||||||||
Proverbes | Proverbes contenant le mot vazina | ||||||||||||
Anagrammes |
Mis à jour le 2020/07/31 |
![]() |