Entrée vazina
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Feno vovoka, maloto, komavoka, be fotaka: Vazina aoka izany Ikoto niarina avy tao anaty fotaka
Vasoka, vasobasoka, matromatroka toa maloto
Tsy misy hajany, revo amin' ny zavatra iray ka tsy mahatandro ny voninahiny [1.1]
Explications en français Poudreux, boueux, sale
Figuré: déshonoré, qui s’adonne entièrement à quelque chose sans s’occuper de son honneur [1.3]
Dérivés 
Proverbes 

Anagrammes 

Mis à jour le 2020/07/31