|
|
|
|

Entrée1  vavolombelona
Radical  2  vava, olona, velona
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Olona nanatri-maso na nandre zavatra iray ka afaka hiantoka ny fahamarinany: Ilana vavolombelona roa ny fisoratam-panambadiana
Zavatra entina manaporofo, manamarina: Vavolombelon' ny fahakamoana, dia izao laharana farany misy anao izao
Explications en français  5  [1.13] témoin
Exemples  6  nofo sy ra no vavolombelona! [2.470]
7  Ianareo fokonolona no vavolombelona fa mitahiry [2.472]
8  Ho faty ny vavolombelona mandainga [2.996]
Proverbes  9  Proverbes contenant le mot vavolombelona
Article  10  Randzavola: vavolombelona ao amin' ny Baiboly

Mis à jour le 2024/12/08