Entrée | 1 vatorano |
Mots élémentaires | 2 vato, rano |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 [1.1] Karazana vatomainty izay mainty dia mainty ary mafy izaitsizy, ela vao mafana raha hafanaina, ka raha mandalo eo aminy ny entona tonga rano 5 [1.13] vato vandana mainty |
Explications en français |
6 [1.13] granit |
Vocabulaire |
7 Géologie |
Synonymes | 8 granita, vatomainty |
Anagrammes | 9 |
Mis à jour le 2025/01/21 |