Entrée | 1 vatokaranana |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1#1018] Karazam-bato mafy sy mangarangarana 4 [1.13] singa iray ao amin'ny taharon'ny granitra |
Explications en français |
5 [1.13] quartz |
Exemples |
6 [2.48] ary nony voa fehy mafy tsara, dia alaina ilay tainomby no volavolaina atao lahinjiro, dia aorina analy ny lovia, dia tohanany ny vatokaranana; |
Vocabulaire |
7 Géologie |
Mots élémentaires | 8 vato, karanana |
Autres orthographes | 9 vatoharanana |
Synonymes | 10 koartsa |
Mis à jour le 2024/12/12 |
![]() |