|
|
|
|

Entrée (1/2)1  varoa
Partie du discours  2  nom
Vocabulaire  3  Zoologie: invertébrés
4  Zoologie: art vétérinaire
Explications en malgache  5  Ny varoa dia bibikely mpanimba tafiditra teto amintsika taona vitsy izao. Efa tany amin' ny taona 1950 no nahitana ny varoa, antsoina hoe "Varroa destructor" amin' ny kaontinanta Azia. Ny taona 1966 no nambara ofisialy ny maha biby manimba azy sy ny loza aterany. Rehefa niparitaka tany Eoropa izy ny taona 1970 dia tonga teto amintsika ny taona 2010.

Bibikely mivelona amin' ny ran' ny renitantely ny varoa, ary manatody sy mitombo haingana mihoatra ny fitombon' ny renitantely. Azo lazaina ho toy ny karazana kongona na hao izy io, miloko mena matroka manompy volontany, mirefy 1,1 hatramin' ny 1,2 mm ny halavany ary 1.5 hatramin' ny 1,6 mm ny sakany, izany hoe toy ny loha-paingotra ny habeny. [5.mg.https://apimadagascar.files.wordpress.com/2012/09/livret_adygasy.pdf]


Entrée (2/2)6  varoa
Partie du discours  7  nom
Vocabulaire  8  Botanique
Explications en français  9  Protorhus sericea Engl. (Anacardiaceae). [Tanala] [1.196]
Nom scientifique 

Anagrammes  11  arova, ravao, varoa, voara

Mis à jour le 2022/06/04