|
|
|
|

Entrée 1  variana
Partie du discours  2  adjectif
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Noms :
Adjectifs :
Explications en malgache  8 Very hevitra: Very ny firavako sarobidy ka variana aho
9 Lasa eritreritra: Variana aho mijery ireto tanora betsaka, tsy maintsy hitadiavana asa rahampitso
10 Mifantoka amin' ny zavatra tokana ny saina ka manadino izay tokony hatao, sondriana, revo: Varian-dalao izy ka tsy nahatsiaro sakafo akory [1.1]
Exemples  11  variana Randrianaivo mahita ireto olona marobe mbola tsy misy fantany, fa vao vahiny vao tonga avokoa. [2.324]
Proverbes  12  Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  13 avarina, 14 iravana, variana

Mis à jour le 2026/04/21