|
|
|
|

Entrée1  vangaratra
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  (dihy) tsiroaroa no miaraka, aroso indray mandeha ny tongotra iray, dia ahemotra, ary avy eo: maka iny fihetsika iny koa ny tongotra faharoa... ka tahaka izany hatrany: mandroso foana, manaraka boribory eo an-kianja anivon' ny olona vory. [Bezanozano] [2.245#90]
Exemples  4  Amin' ny dihy, dia ao ny trako, ny betatoato, ny vangaratra, ny mangoleda, ny tsiketraketraka, ny sintobe, ny elakelaka. [2.245]

Anagrammes  5  vangaratra, varatranga

Mis à jour le 2020/07/31