Entrée | 1 vandambandana |
Radical | 2 vandana |
Partie du discours | 3 adjectif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Mipentimpentina, vangavanga |
Explications en français |
5 [1.3#808] [duplicatif] Moucheté, bigarré figuré: hypocrite, à double face, qui se conduit tantôt bien, tantôt mal |
Exemples |
6 Efa hitantsika ny fahavoazana nateraky ny fianarana sadasada natondraky ny mpanjanantany teto amintsika, ka notohizan'ny "zaza navela": toe-tsaina vandambandana, tsy ambony tsy ambany, tsy hendry tsy adala, tsy tsara tsy ratsy. [2.503#] |
Dérivés |
|
Proverbes | 8 Proverbes contenant le mot vandambandana |
Mis à jour le 2025/01/21 |