Entrée | 1 valavala |
Partie du discours | 2 nom ou adjectif |
Explications en malgache |
3 [1.1] Tapa-kazo lavalava fitorahana vorona; kipikipy Sahisahy miteny, be vazivazy sady mampihomehy no mahasosotra: Valavala loatra io zazalahy io ka tsy azoazoko |
Exemples |
4 Fadio ny teny vetaveta, resaka valavala, voso-dratsy, mbamin' ny teny tsy mendrika rehetra, fa aleo aza manao teny fisaorana. [2.996#56.005.004] |
Dérivés |
|
Proverbes | 10 Proverbes contenant le mot valavala |
Anagrammes | 11 |
Mis à jour le 2025/01/21 |