Entrée | 1 valanirana |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Karazan-kazo mafy fanaovan-trano (Nuxia capitata). Mahatsara ny lalandra ny raviny ka azo tanehina ampiasaina amin ny fanafodin' ny tosidra |
Exemples |
4 Ary rahefa tonga an-trano ny hena, dia itohizana ny valanirana ny tononkena; [2.48] |
Vocabulaire |
5 Botanique: plantes médicinales |
Proverbes | 6 Proverbes contenant le mot valanirana |
Anagrammes | 7 |
Mis à jour le 2025/01/21 |