|
|
|
|

Entrée1  vaky hentana
Mots élémentaires  2  vaky, hentana
Partie du discours  3  locution
Exemples  4  Aiza Iaveh, izay nitondra antsika niakatra avy any amin'ny tany Ejipta, nitari-dàlana antsika tany an'efitra, tany amin'ny tany ngazana sady vaky hentana, tany amin'ny tany karankaina sy aloky ny fahafatesana, tany amin'ny tany tsy falehan'ny olona, tsy onenan'olona? [2.996]

Anagrammes  5  hankatevina, vaky hentana

Mis à jour le 2023/01/01