|
|
|
|

Entrée1  vakisova
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Karazan-tononkira tshnihety miady rima ary mitanisanisa zavatra mitovy amin' ny rongo sakalava. (Anarana ilazana ny sôva ihany; ny nahatonga azy dia hoy ilay mpitantara alohan' ny sôva iray hoe: "Vaky ny sôva momba ny...")
Synonymes  4  vakisaova

Mis à jour le 2024/12/10