|
|
|
|

Entrée1  vakina
Radical  2  vaky
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4  [1.1] Potehina: Novakin' ny ankizy ny fitaratray
Tresahina, sasahina: Vakio roa io hazo fisaka io
Simbana, ravana, robaina: Novakin' ny sasany ny tranony
Lalovana eo afovoany: Vakin' ny arabe migodana ny tanànanay
Aseho ho fantatry ny be sy ny maro: Novakin' ny fokonolona teo anatrehan' ny mpitsara ilay mpangalatra
Saratsarahina ny teny voasoratra mba hahazoana ny hevitra lazainy: Vakio ireo teny amin' ny petadrindrina ireo.
Explications en français  5  [1.3] qu'on fend dans le sens de la longueur, qu’on casse
qu’on traverse
qu’on met en déroute
qu’on accuse
Exemples  6  Vilia tsara dia tsara no novakin' ilay adala (Cet imbécile a cassé une assiette magnifique) [1.3]
7  Novakinay ny ala manontolo (Nous avons traversé toute la forêt) [1.3]
8  Tsy azo vakina ity soratra ity (On ne peut pas lire cette écriture, cette écriture est illisible) [1.3]
9  Novakinay teo anatrehan'ny mpitsara ny mpangalatra (Nous avons accusé le voleur auprès des juges) [1.3]
Morphologie 
10  Présent :
11  Passé :
12  Futur :
13  Impératif :
Mots composés 
Proverbes  16  Proverbes contenant le mot vakina

Anagrammes  17 

Mis à jour le 2025/01/21