|
|
|
|

Entrée1  vainga
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Vongan-javatra vaventy; didin-javatra makadiry: Lasan' ny saka ilay vaingan-kena teo ambony lovia. / Miempo ny vaingan-dranomandry raha vao tratran' ny hafanana. [1.1]
Explications en français  4  solide, masse [1.13]
Dérivés 
5  Verbes passifs :
6  Noms :
Synonymes  7  vaingana, vaingavainga
Mots composés 

Anagrammes  12  angavy, avangy, ivañga, vainga, vangay, vangia

Mis à jour le 2020/07/31