|
|
|
|

Entrée1  vahonolona
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Karazam-bahona maniry amin' ny tany be vato sokay; misondrotra avo noho ny karazam-bahona tsotra ny faniriny ka ny raviny amin' ny tapany ambany dia miala toy ny an' ny ravinala ka raha tazanin-davitra (indrindra amin' ny alina) dia mova tsy toy ny olona izao
Vocabulaire  4  Botanique: herbe

Mis à jour le 2024/12/07