|
|
|
|

Entrée1  vahobahotra
Radical  2  vahotra
Partie du discours  3  adjectif
Explications en français  4  [1.3#800] [duplicatif]
Exemples  5  [2.69#] Nony inona, nandroso ihany ny hanoanany, ka vahobahotra ny lohaliny, dia niala-janona kely izy.
6  [2.324#] Izany no teniny sady vahobahotra ny vavany, ny nifiny niady sy nikitroka ary ny tenany rehetra nihinjitrinjitra.

Mis à jour le 2024/12/11