Entrée | 1 vahobahotra |
Partie du discours | 2 adjectif |
Explications en français |
3 [1.3#800] [duplicatif] |
Exemples |
4 [2.69#] Nony inona, nandroso ihany ny hanoanany, ka vahobahotra ny lohaliny, dia niala-janona kely izy. 5 [2.324#] Izany no teniny sady vahobahotra ny vavany, ny nifiny niady sy nikitroka ary ny tenany rehetra nihinjitrinjitra. |
Radical | 6 vahotra |
Mis à jour le 2024/12/11 |
![]() |