|
|
|
|

Entrée1  UNESCO    
Partie du discours  2  nom (acronyme) [Liste complète]
Explications en malgache  3  Teny anglisy nohafohezina io "UNESCO" io ka toy izao ny teny ao: United Nations Educational Scientific and Cultural Organization, izay midika amin'ny teny malagasy hoe: Sampan'ny Firenena Mikambana miandraikitra ny Fampandrosoana ny Fanabeazana, ny Siansa ary ny Haren-tsaina. [2.289]
Vocabulaire  4  Organisations

Mis à jour le 2024/11/29