|
|
|
|

Entrée1  tsy miteny tsy mivolana
Mots élémentaires  2  tsy, miteny, mivolana
Partie du discours  3  locution
Explications en malgache  4  [1.1] miziriziry tsy miteny na dia indraim-bava aza
Exemples  5  [2.324] Nifampijery foana teo izy mirahalahy, tsy niteny|tsy nivolana tsy niteny|tsy nivolana, fa samy lasa lavitra ny eritreriny
6  [2.470] tsy niteny|tsy nivolana tsy niteny|tsy nivolana I Katy
7  [2.996] Mitsangàna, miakara isika hamely an'ireny, fa efa hitanay ny tany, ka indro fa tany soa indrindra, ka no mipetraka eo foana tsy miteny tsy mivolana hianareo?
Analogues  8  tsymahatenytsymahavolana

Mis à jour le 2024/12/12