|
|
|
|

Entrée1  tsy mahatombin-tsiraka
Mots élémentaires  2  mahatombina, siraka
Partie du discours  3  locution
Explications en malgache  4  tsy mahapetraka amin' izay misy azy famifindrafindra toerana lava -- (ny siraka dia mitovy amin' ny sirana ihany: ny faritra eo ambony ranjo amin' ny biby; amin' ny olona, ilazana tsotra ny ranjo) [1.1]

Mis à jour le 2023/10/12