Entrée |
tsy izy
|
Partie du discours | locution
|
Explications en malgache | Tsy ilay marina fantatra momba ny zavatra na ny olona iray, diso [1.1]
|
Explications en anglais | Not it; not genuine [1.2]
|
Explications en français | Ce n'est pas lui, ce n'est pas cela; faux, imitation, contre-façon, inexistant, inexact [1.3]
|
| Ce n'est pas lui, ce n'est pas cela, fau [...] [texte complet dans 1.5]
|
Exemples |
1 | Marina tokoa raha tsy izy ireny!
[2.499]
|
2 | Fa ny fantatra aloha dia tsy izy rehetra
[2.472]
|
3 | Fa tsy olona tsy izy ireny izahay eto ireto
[2.245]
|
|
Mots élémentaires | tsy ; izy |
Mots composés |
|
|