|
|
|
|

Entrée1  tsy izy
Mots élémentaires  2  tsy, izy
Partie du discours  3  locution
Explications en malgache  4  tsy ilay marina fantatra momba ny zavatra na ny olona iray, diso [1.1]
Explications en anglais  5  not it; not genuine [1.2]
Explications en français  6  ce n'est pas lui, ce n'est pas cela; faux, imitation, contre-façon, inexistant, inexact [1.3]
7  ce n'est pas lui, ce n'est pas cela, faux, imitation, inexistant, inexact [1.5]
Exemples  8  Marina tokoa raha tsy izy ireny! [2.499]
9  Fa ny fantatra aloha dia tsy izy rehetra [2.472]
10  Fa tsy olona tsy izy ireny izahay eto ireto [2.245]
Mots composés 

Mis à jour le 2023/08/01