|
|
|
|

Entrée1  tsoforana
Radical  2  tsofotra
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4  [1.1] Sitrihana, lentehana: Notsoforany benitra ny kibon' ilay fahavalo ka maty nitsitra teo no ho eo ihany
Ampirehetina: Notsoforan' ilay mioramtia ny tafondrony dia Jasa nandositra izy
Asiana, petahana: Tsoforana vy mena mivaivay ny kekerin' ny alika romotra
Morphologie 
5  Présent :
6  Passé :
7  Futur :
8  Impératif :

Anagrammes  9 

Mis à jour le 2025/01/21