|
|
|
|

Entrée1  tsobohana
Radical  2  tsoboka
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4  [1.1] Enti-milaza rano asiana na andentehana zavatra ao anatiny: Notsobohan' ny ankizy vy ny rano ka nanjary moimbo vy terỳ
Itana robohina: Tsy azo tsobohana ity rano ity fa tena be voay mihitsy
Morphologie 
5  Présent :
6  Passé :
7  Futur :
8  Impératif :
Autres orthographes  9  tsobohina

Mis à jour le 2024/12/12