Entrée | 1 tsirangaranga |
Radical | 2 rangaranga |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 [1.1] Zavatra mitsangantsangana sy miranirany etsy sy eroa Matahotra: Matory tsirangaranga izy amin' ny alina noho ny habetsahan' ny mpangalatra |
Explications en français |
5 [1.3] état de ce qui se dresse en grand nombre, comme des troncs, des branches figuré: crainte 6 [1.196] (de la racine ranga : droit, dressé). État des végétaux touffus, dont les troncs ou les branches sont nombreux et entrelacés. Entrelacs des lianes caractéristique de certaines formations forestières. Ils sont censés être le refuge des esprits, fantômes, etc. |
Exemples |
7 Didy maso noho ny fiarenta-tory sy ny torimaso tsirangaranga ny lehilahy izato. [2.470] 8 Samy natory tsirangaranga daholo anefa, satria nanahy zavatra hiseho. [2.472] |
Vocabulaire |
9 Botanique |
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Proverbes | 13 Proverbes contenant le mot tsirangaranga |
Mis à jour le 2025/01/21 |