Entrée | 1 tsirambina |
Partie du discours | 2 nom ou adjectif |
Explications en malgache |
3 [1.1] Tsy fitandremana: Manao an-tsirambina Befahatany, tsy amim-pitandremana, zara fa vita: Ataony tsirambina daholo ny raharaha rehetra omena azy. 4 [1.13] tsy misy fitandremana |
Explications en français |
5 [1.13] négligence |
Exemples |
6 Notantarain-jokiny azy mivady ny tsirambina nataon' I Lidy amin' ny fitaizana ny zazakely. [2.470] 7 Notantarain-jokiny azy mivady ny tsirambina nataon' I Lidy amin' ny fitaizana ny zazakely. [2.470] |
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Anagrammes | 12 |
Mis à jour le 2025/01/21 |