Entrée | 1 tsipahina |
Radical | 2 tsipaka |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Dakana: Notsipahiny ny rahalahiny Atosika amin' ny tongotra: Tsipahiny foana ny lamba firakofana rehefa matory izy Tsy raisina, tsy ekena, lavina: Notsipahiko ny heviny ka tezitra izy Ariana: Notsipahiny tsy hozanany intsony Randriafa maditra loatra |
Explications en français |
5 [1.3#782] à qui ou à quoi on donne un coup de pied figuré: qu’on repousse, qu’on rejette |
Exemples |
6 Aza tsipahina ny zandrin’ ialahy (Ne donne pas de coups de pied à ton cadet) [1.3#782] 7 tsipahin' ilay io mandrakariva ny firakofana (Celui-la repousse toujours sa couverture avec les pieds) [1.3#782] 8 Notsipahiny tsy ho zanany izy (Il l'a rejeté du nombre des ses enfants) [1.3#782] 9 Aza tsipahinao ny ray aman-dreninao rahefa antitra izy (Ne rejetez pas vos parents lorsqu'ils sont vieux [1.3#782] |
Morphologie |
|
Anagrammes | 17 hapatsiny, hitsapany, itsipahan, nitsipaha, tsipahina |
Mis à jour le 2023/02/20 |