|
|
|
|

Entrée1  tsinjovina
Partie du discours  2  verbe passif
Explications en malgache  3  [1.1] Jerena avy amin' ny toerana ambony, jerena lavitra: Tsinjovy kely ange iretsy ombinay erỳ an-dohasaha e! Manao ahoana izany habeny!
Tandremana, ambenana: Tsinjovy tsara ny zandrinao, anaka, sao dia potraka
Explications en français  4  [1.3#780] Qu'on regarde en bas, au loin
figuré: sur qui on veille
Exemples  5  [2.445#] Amin' ny fotoan' ny main-tany dia efa tsinjovina ny zavatra mety hitranga.
6  [2.996] Manan-draharaha any avaratra izy, tsy hitako, miafina any atsimo, tsy haiko tsinjovina.
Radical  7  tsinjo
Morphologie 
8  Présent :
9  Passé :
10  Futur :
11  Impératif :
Proverbes  12  Proverbes contenant le mot tsinjovina

Anagrammes  13  itsinjovan, nitsinjova, tsinjovina

Mis à jour le 2025/01/21