|
|
|
|

Entrée 1  tsinginina
Radical  2 tsingina
Partie du discours  3  verbe passif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Raisina amin' ny loha rantsana fotsiny: Tsingino tsara ny takotra fa misy arina
9 Akana pitiny kely: Tsingino amin' ny tananao ny sira atao amin' ny laoka [1.1]

Mis à jour le 2026/02/04