Entrée | 1 tsindrimandry |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Fampidiran' Andriamanitra na ny Razana hevitra avy Aminy ao an-tsain' olona vonona handray azy avy araka izay fahaizany handray izany 4 [1.1][tsindry mandry] fahitàna an' eritreritra (noheverin' ny Ntaolo fa nanindry na niteny tamin' ny velona ny fanahin' ny olona efa maty) |
Explications en français |
5 [1.3][tsindry mandry] vision, révélation, songe, apparition, pressentiment |
Article |
6 Randzavola: tsindrimandry ao amin' ny Baiboly |
Mis à jour le 2024/12/07 |
![]() |