Entrée | tsimoka | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Laingon-javamaniry vao mitranga Fahavakiam-bazan-javamaniry vao mitsiry [1.1] | |
Mason-javamaniry Fanjary tsaika Laingo, taroka, bontsina Vodin javamaniry kely toy ny hita amin'ny tongolo hambolena [1.13] | ||
Explications en français | Embryon Germe Bourgeon, pousse Bulbille [1.13] | |
(toute l'île). Plantule ou radicule émergeant de la graine ; germination. D'où les mots :
| ||
Exemples | Raha ny fafy ketsa no itampodiana, matevim-paniry ny tsimoka.
[2.470] | |
Vocabulaire | Biologie ~ Botanique: (en général) | |
Dérivés |
| |
Synonymes | tsatoboly ~ tsiry ~ vontsina | |
Analogues | tsimok' aretina | |
Mis à jour le 2020/09/14 |