Entrée (1/2) | 1 tsiloina |
Radical | 2 tsilo |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 Asiana tsilo: Tsiloy ity lalankely ity mba tsy handehanan' ny mpangalatra 5 Apetaka amin' ny tsilo: Notsiloiny tamin' ny rindrina ilay sary [1.1] |
Morphologie |
|
Entrée (2/2) | 10 tsiloina |
Radical | 11 tsilo |
Partie du discours | 12 adjectif |
Explications en malgache |
13 Misy tsilony: Biby tsiloina ny sokina [1.1] |
Exemples |
14 Tany feno zozoro, herana, bararata, tsinkafonkafona, viha ary zava-maniry kaboa-taho sy tsiloina misy telo na efa-metatra ny haavony atao hoe vodifonga, io tany io. [2.472] |
Anagrammes | 15 atsilony, solitany, tsiloina |
Mis à jour le 2020/07/31 |