|
|
|
|

Entrée1  Tsikoa
Partie du discours  2  nom propre (ethnonyme)
Explications en français  3  (tsy azo akoa = lesquel peut rien faire): Nom du clan Betsimisaraka du Sud ou Antatsimo appelés aussi Betanimena qui guerroyaient contre les Betsimisaraka du Nord sous la conduite de Ramanano [1.11]
Exemples  4  Tiako ny hanafaka ny tsikoa amin' ny fanandevozana. [2.113#]
5  Ireo no nahazo anaram-bositra hoe tsikoa na Betanimena na Tsitambala. [2.508#]
Vocabulaire  6  Histoire: clans, tribus
Synonymes  7  betanimena, tsitambala

Anagrammes  8  akotsy, atosik, atsiko, kaitso, kitsao, kotsai, satoky, sôkita, tosika, tsaiko, tsakoi, tsakoy, tsaoky, Tsikoa, tsioka, tsokia

Mis à jour le 2024/10/21