|
|
|
|

Entrée1  tsikaritra
Partie du discours  2  participe
Explications en malgache  3  Sendra hita, hita miserana, mitsipalotra. [1.1]
Explications en français  4  vu rapidement, aperçu un instant [1.3]
Exemples  5  Ela vao tsikaritro fa tsy izaho irery no variana [2.4]
6  Nony nandalo daholo ireo mpamandrika tsiriry , izy irery no tsikaritr' I Bory fambola tsy niseho. [2.472]
Morphologie 
7  Présent :
8  Passé :
9  Futur :
Dérivés 
10  Verbes actifs :
11  Verbes passifs :

Anagrammes  12  sikitratra, tsikaritra

Mis à jour le 2022/09/05