|
|
|
|

Entrée1  tsianjery
Mots élémentaires  2  tsy, jery
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  fomba fianarana na filazana zavatra tsy mijery boky fa ankandrina fotsiny amin' izao [1.1]
Explications en français  5  récitation [1.13]
Exemples  6  tsy maintsy amin'ny fotoana sy fihetsika voafetra miaraka amin'ny tsianjery amin'ny teny tsy fantatra! [2.532]
7  Tsy fantany mantsy fa vitako tsianjery hatramin'ny famindran'ny tongony [2.471]
8  Toa zary hira akory aza ilay fivavahana tsianjery miverimberina [2.470]
Autres orthographes  9  tsyanjery

Anagrammes  10  tsianjery, tsy an-jery

Mis à jour le 2023/04/03