|
|
|
|

Entrée1  tseforana
Radical  2  tsefotra
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4  Enti-milaza zavatra na olona anapoahana vanja; andefasana ny rivotra na rano voangona ao anaty zavatra: Notseforany rano mahamay tamin' ny basirano Ilita ka vaky nandositra terỳ [1.1]
Morphologie 
5  Présent :
6  Passé :
7  Futur :
8  Impératif :

Anagrammes  9  fanesotra, tseforana

Mis à jour le 2023/01/05