Entrée (1/2) | 1 tsakoahina |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Fikainkon' ny hendratrendrany mampisaraka ny tratra sy ny kibo tainpoka ka mahatonga feo hafahafa vokatry ny rivotra mandalo eo amin' ny vavalalan-drivotra: Saiky matetika vokatry ny hatsiaka no mahatonga ny tsakoahina [1.1] |
Explications en français |
4 hoquet [1.3] |
Vocabulaire |
5 Santé |
Entrée (2/2) | 6 tsakoahina |
Partie du discours | 7 participe |
Explications en malgache |
8 Voan' ny tsakoahina: Tsakoahina Ibalita kely [1.1] |
Explications en français |
9 qui a le hoquet [1.3] |
Vocabulaire |
10 Santé |
Morphologie |
|
Anagrammes | 14 ahantsikao, ahaontsika, ahoantsika, ahonatsika, anatsihako, anitsahako, hakotsanay, hasintakao, hatakosina, hatsaikona, hatsakonay, hitsakanao, hitsakoana, hotsaikana, katsahinao, nahaotsika, nahatsikao, nahitsakao, nahotsakay, naohatsika, nisahotaka, tsakoahina |
Mis à jour le 2023/07/21 |