Entrée | 1 trosinina |
Radical | 2 trosina |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 Atositosika ka manjary miforiporitra: Notrosinin' ny zanakao ny tsihinay ka potika 5 Iambezoana: Notrosininy teo izy ka tsy naharitra fa nanome [1.1] |
Explications en français |
6 Qu’on pousse, qu’on fait tomber: Aza trosininareo ny tsihy (Ne poussez pas la natte) 7 figuré: qu’on demande, à qui l’on demande [1.3#746] |
Morphologie |
|
Anagrammes | 12 antsoriny, itrosinan, natrosiny, nisoritan, nitrosany, nitrosina, nitsorany, noratsiny, nosatriny, nosinitra, nositrani, sinatrony, trosinina |
Mis à jour le 2023/01/20 |