|
|
|
|

Entrée (1/2)1  troaka
Partie du discours  2  nom
Vocabulaire  3  Santé
Explications en malgache  4  Fandrenesana maharary eo amin' ny takiba mahatonga ho sempotra tsy avy miaina, tevika [1.1]

Entrée (2/2)5  troaka
Partie du discours  6  nom
Explications en malgache  7  Feo re avy amin' ny tongotra miala avy ao anaty fotaka [1.1]

Anagrammes  8  akotra, atroka, katrao, katroa, okatra, rotaka, takaro, taroka, toraka, traoka, troaka

Mis à jour le 2020/07/31