|
|
|
|

Entrée (1/2)1  traoka
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Taova lavalava idiran' ny rivotra any amin' ny havokavoka, ka mizara roa: ny lohatraoka ary ny traokabe
4  [1.13] taova mitondra ny rivotra ao amin'ny havokavoka
Explications en français  5  [1.13] bronche
Exemples  6  Ny braonsita dia otrikaretina mahazo ny traoka na ireo fantsona mitondra ny rivotra mankao amin' ny avokavoka. [2.424#]
Vocabulaire  7  Biologie
Dérivés 
8  Noms :
Mots composés 

Entrée (2/2)11  traoka
Partie du discours  12  nom
Explications en malgache  13  [1.13] fangaro
Explications en français  14  [1.13] mélange
Vocabulaire  15  Chimie

Anagrammes  16 

Mis à jour le 2025/01/21