|
|
|
|

Entrée (1/2)1  tranon' omby
Mots élémentaires  2  trano, omby
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  trano natokana ho an' ny omby, ary tsy maintsy ahitana rivotra madio, hazavana, tara-masoandro, maloka ihany koa, mba hahazoan' ny omby mivelona tsara [1.62]
Explications en français  5  étable [1.3]
Vocabulaire  6  Economie: élevage

Entrée (2/2)7  tranonomby
Partie du discours  8  nom
Explications en malgache  9  Sari-na fihinanan' omby mampahatsiaro ny nahaterahan' i Kristy fahizay, atao ao an-trano fiangonana amin' ny fetin' ny Krismasy [1.1]
Vocabulaire  10  Religions, Croyances

Anagrammes  11  tranon' omby, tranonomby, tranon' omby, tranonomby

Mis à jour le 2023/05/23