|
|
|
|

Entrée1  traikefa
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  fahaizana amam-pahalalana ananan' ny olona iray ary efa vita sedra sy nahazoam-pahombiazana maro tamin' izay nampiharana azy ka mendrika hitanana sy ampiasaina hatrany [1.65#115, 1.62#1017]
Explications en français  4  expérience [1.65.fr#115]
Exemples  5  Tsy traikefa no noresahiko fa ambaratonga eo amin' ny asa. [1.369#]
6  Noho ny traikefa ananany no nihazonan' io Lehiben' ny orinasa io izy. [1.62#1017]
7  Manana fahatsiarovana milevina anefa isika, manana traikefa hita miharihary. [1.369#]
8  Ny fahalalana anefa tsy tongatonga ho azy amin'izao ao an-dohan'ny olona iray, fa avy amin'ny fampiharana na traikefa eo amin'ny fiainam-piarahamonina pratique sociale, hoy i Mao Tse Toung. [2.606#16]
Morphologie 
9  Simple :

Anagrammes  10  afetrika, firetaka, fiteraka, kafitera, traikefa

Mis à jour le 2020/07/31