Entrée | 1 tompondrano |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Karazam-bibilava malama hoditra mpitoetra amin' ny petsapetsa; mety hahatratra hatramin' ny refy ny halavany; tsy mba mpiakatra an-tanety ny tompondrano afa-tsy indraindray tadiavina, ka noheverina ho fambara loza ny fahitana azy amin' izay |
Explications en français |
4 [1.54] serpent aquatique |
Vocabulaire |
5 Zoologie: reptiles, amphibiens |
Mis à jour le 2024/12/07 |
![]() |