Entrée (1/2) | 1 tompon > tompo |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Olona manana fahefana amin' ny hafa ka afaka hampanao azy ny sitrapony sy mibaiko azy: Tompoko angaha ianao no ndeha handidy sy hibaiko ahy 4 Enti-milaza ny olona izay manana ny zavatra iray tenenina: Tsy fantatra ny tompon' ity boky ity 5 Enti-milaza koa an' Andriamanitra na i Jesoa Kristy: Amin' ny alalan' i Jesoa Kristy Tompontsika 6 Fitanana mafy ny hevitry ny tena ho marina [1.1] |
Explications en anglais |
7 master, owner; sir [1.7] |
Explications en français |
8 maître, propriétaire [1.8] |
Morphologie |
|
Dérivés |
|
Mots composés |
|
unkLabel:Xzoonyms: |
|
Anthroponymes |
|
Toponymes |
|
Titres | 45 Ny Andriantompokoindrindra (Rasamimanana Joseph) |
Article |
46 Randzavola: tompo ao amin' ny Baiboly |
Entrée (2/2) | 47 tompon > Tompo |
Partie du discours | 48 nom propre (biblique) |
Explications en anglais |
49 Lord [2.996] |
Explications en français |
50 Seigneur [2.996] |
Vocabulaire |
51 Ecritures Saintes |
Mots composés |
|
Tableaux et planches |
53 Liste complète |
Article |
54 Randzavola: Diksionera amin' ny Baiboly: Tompo |