Entrée | 1 tomika |
Partie du discours | 2 adjectif |
Explications en malgache |
3 Banga, tsy ampy, tsy efa, tsy ary fomba (fampiasa indrindra miaraka amin' ny hoe: "tsy misy"): Tsy misy tomika: feno tanteraka, tsy misy banga [1.1] |
Exemples |
4 misy tomika amin"i Frantsa". [2.472] |
Mots composés |
|
Anagrammes | 6 itokam, kamoty, matiko, matoky, mitako, mitoka-, mitoka, motaky, motika, tamiko, tomika |
Mis à jour le 2020/07/31 |