Entrée | tomaboha | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Vakim-pitaratra madio Vongam-pitaratra kely miloko isan-karazany, misy boribory, misy lavalava, ary ataon' ny ankizivavy solon' olona rehefa milalao manao kindriandriana izy ka ny boribory misolo ny vehivavy, ary ny lavalava misolo ny lehilahy [1.1] | |
Anagrammes | tamaboho, tomaboha |
Mis à jour le 2020/07/31 |