Entrée (1/2) | 1 toloko |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Taraina, feo mitaraindraina miaraka amin' ny sento am-po na fitserana: "Sentosento mamelovelo, / Ranomaso, totoko tsy tana: / Izy ireny no sarin' avelo, / Mitampody ka sarotra ialana". (J.J.R.) 4 [1.13] taraina |
Explications en anglais |
5 [1.2] a groan, complaint, importunity |
Explications en français |
6 [1.3] gémissements, plaintes importunes 7 [1.13] plainte |
Exemples |
8 Sa toloko sy tomany no hitana lava izao? [1.244#] 9 Toy izao no am-pahan-teniny, nelanelanin-tsento sy toloko lalina aoka izany: [2.470] |
Dérivés |
|
Entrée (2/2) | 15 toloko |
Partie du discours | 16 nom |
Explications en français |
17 [1.196] comme toLOka |
Vocabulaire |
18 Botanique |
Mis à jour le 2025/01/21 |