|
|
|
|

Entrée1  tolokanina
Partie du discours  2  locution
Explications en malgache  3  [1.1] fanomezana zava-pihinana vehivavy bevohoka (araka ny finoan' ny Malagasy, rehefa teraka ilay vehivavy bevohoka, dia mety hitovy amin' ilay nanome zava-pihinana azy ny tarehin' ny zaza; koa araksizany, matetika koa ilay zaza dia atao hoe "tolokanin-dRanona")

Anagrammes  4  nilantoako, tolokanina

Mis à jour le 2025/01/21